|
|
|
|

Teny iditra1 indray andro maninjitra
Singan-teny  2indray, 3andro, 4maninjitra
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6ny tontolo andro manomboka ny maraina ka mandrapaharivan' ny andro, indray andro tontolo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7all the day long, the whole day, an entire day. [1.2]
Voambolana  8 Fotoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12